eng
stringlengths
12
541
plt
stringlengths
11
668
Set up the standard upon the walls of Babylon , make the watch strong , set up the watchmen , prepare the ambushes : for the LORD hath both devised and done that which he spake against the inhabitants of Babylon .
Manangàna faneva eo akaikin 'ny mandan 'i Babylona ; Ataovy mafy ny fiambenana ; Alatsaho ny mpiambina , alamino ny Otrika ; Fa Jehovah sady efa nisaina no nahatanteraka izay nolazainy ny amin 'ny mponina any Babylona .
Build houses , and dwell in them ; and plant gardens , and eat their fruit .
Manaova trano ianareo , ka mitoera aminy ; ary manaova tanimboly , ka hano ny vokatra avy aminy .
After them , Benjamin and Hasshub made repairs across from their house . After them , Azariah the son of Maaseiah the son of Ananiah made repairs beside his own house .
Manarakaraka ireo dia namboatra koa Benjamina sy Hasoba teo amin 'ny tandrifin 'ny tranony ihany . Manarakaraka ireo dia namboatra koa Azaria , zanak 'i Mahaseia , zanak 'i Anania , teo anilan 'ny tranony ihany .
Offer the sacrifices of righteousness , and put your trust in the LORD .
Manatera fanati @-@ pahamarinana , ary matokia an 'i Jehovah .
Ask of me , and I shall give thee the heathen for thine inheritance , and the uttermost parts of the earth for thy possession .
Mangataha amiko , dia homeko ho lovanao ny jentilisa ary ny faran 'ny tany ho fanananao .
Come up unto me , and help me , that we may smite Gibeon : for it hath made peace with Joshua and with the children of Israel .
Miakara atỳ amiko , ka manampia ahy , hamelezantsika an 'i Gibeona ; fa efa nanao fihavanana tamin 'i Josoa sy ny Zanak 'Isiraely izy .
Shall it go down with me to the gates of Sheol , or descend together into the dust ? "
Midina any amin 'ny vavahadin 'ny fiainan @-@ tsi @-@ hita izany , raha mba hahita fitsaharana ao amin 'ny vovoka aho . [ Heb . Sheola ]
Awake , ye drunkards , and weep ; and howl , all ye drinkers of wine , because of the new wine ; for it is cut off from your mouth .
Mifohaza , ianareo mpimamo , ka mitomania , eny , midradradradrà , ianareo mpisotro divay rehetra , noho ny ranom @-@ boaloboka , satria tapaka tsy ho amin 'ny vavanareo izany .
Can one go upon hot coals , and his feet not be burned ?
Misy mahadia vain 'afo va , Ka tsy ho may ny tongony ?
Speak unto the children of Israel , and say unto them , When ye be come into the land which I give unto you , and shall reap the harvest thereof , then ye shall bring a sheaf of the firstfruits of your harvest unto the priest :
Mitenena amin 'ny Zanak 'Isiraely hoe : Rehefa tonga any amin 'ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any , dia mitondrà amboara iray amin 'ny voaloham @-@ bokatrareo ho any amin 'ny mpisorona ianareo ;
Is this man Coniah a despised broken vessel ? is he a vessel in which none delights ? why are they cast out , he and his seed , and are cast into the land which they don 't know ?
Moa ity lehilahy Jekonia ity dia vilany vingavingaina sy efa hotorotoroina ary fanaka tsy mahafinaritra va ? Koa nahoana no nariana izy sy ny taranany ka natsipy any amin 'ny tany tsy fantany ?
I am a wall , and my breasts like towers : then was I in his eyes as one that found favour .
Mànda aho , dia toy ny tilikambo ny nonoko . Raha eo imasony dia toy ny efa mahita soa aho .
He has shown strength with his arm . He has scattered the proud in the imagination of their hearts .
Nanao asa lehibe tamin 'ny sandriny Izy ; Nampihahaka ny mpiavonavona tamin 'ny fiheveran 'ny fony Izy .
He opened the rock , and waters gushed out . They ran as a river in the dry places .
Nanokatra ny vatolampy Izy , dia nigororoana ny rano Ka nandriaka tamin 'ny tany maina ho renirano .
However they did not listen , but they did what they did before .
Nefa tsy nety nihaino izy , fa nanao tahaka ny fanaony taloha ihany.Ka dia natahotra an 'i Jehovah ihany ireo firenena ireo , kanefa nanompo ny sarin @-@ javatra voasokitra izy hatramin 'ny zanany sy ny zafiny koa aza ; tahaka ny fanaon 'ny razany ihany no nataon 'ireny mandraka androany .
that you inquire after my iniquity , and search after my sin ?
No dia mikaroka izay heloko Hianao sy mikatsaka izay fahotako ,
Concerning the works of men , by the word of thy lips I have kept me from the paths of the destroyer .
Ny amin 'ny asan 'ny olona , dia ny tenin 'ny molotrao no nitandremako tsy ho amin 'ny lalan 'ny mpanao an @-@ keriny .
A third part of you shall die with the pestilence , and with famine shall they be consumed in the midst of you ; and a third part shall fall by the sword around you ; and a third part I will scatter to all the winds , and will draw out a sword after them .
Ny ampahatelony eo aminao dia ho fatin 'ny areti @-@ mandringana na ho ringan 'ny mosary eo aminao ; ary ny ampahatelony dia ho lavon 'ny sabatra manodidina anao ; ary ny ampahatelony dia haeliko ho amin 'ny rivotra rehetra , ary hanatsoaka sabatra ho entiko manenjika azy Aho .
As an archer who wounds all , so is he who hires a fool or he who hires those who pass by .
Ny mpiasa mahay dia mahavita ny zavatra isan @-@ karazany ; Fa izay manakarama ny adala dia toy ny manakarama izay sendra mandalo . [ Na : Toy ny mpandefa zana @-@ tsipìka mahavoa ny olona rehetra , Dia toy izany ny manakarama ny adala sy manakarama izay sendra mandalo ]
The incense that you burned in the cities of Judah , and in the streets of Jerusalem , you and your fathers , your kings and your princes , and the people of the land , didn 't Yahweh remember them , and didn 't it come into his mind ?
Ny nandoroanareo ditin @-@ kazo manitra tany an @-@ tanànan 'ny Joda sy tany an @-@ dalamben 'i Jerosalema , dia ianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin 'ny vahoaka , moa tsy hotsarovan 'i Jehovah va izany , ary tsy tao an @-@ tsainy va ?
As concerning the sons of Laadan ; the sons of the Gershonite Laadan , chief fathers , even of Laadan the Gershonite , were Jehieli .
Ny taranak 'i Ladana , ilay Ladana Gersonita , ireo lohan 'ny fianakavian 'i Ladana Gersonita , dia ny Jehielita .
Of the sons of Zebulun after their families : of Sered , the family of the Sardites : of Elon , the family of the Elonites : of Jahleel , the family of the Jahleelites .
Ny taranak 'i Zebolona , araka ny fokony , dia izao : avy tamin 'i Sereda ny fokon 'ny Seredita ; avy tamin 'i Elona ny fokon 'ny Elonita ; avy tamin 'i Jahalela ny fokon 'ny Jahalelita .
The lines are fallen unto me in pleasant places ; yea , I have a goodly heritage .
Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin 'ny tany mahafinaritra ; eny , manan @-@ dova tsara aho .
Ye shall know them by their fruits . Do men gather grapes of thorns , or figs of thistles ?
Ny voany no hahafantaranareo azy . Manoty voaloboka amin 'ny tsilo va ny olona , na aviavy amin 'ny songosongo ?
The sons of Ham ; Cush , and Mizraim , Put , and Canaan .
Ny zanakalahin 'i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana .
A fiery stream issued and came forth from before him : thousand thousands ministered unto him , and ten thousand times ten thousand stood before him : the judgment was set , and the books were opened .
Ony afo no nivoaka sy nandeha avy teo anatrehany ; arivoarivo no nanompo Azy , ary alinalina no nitsangana teo anatrehany ; nipetraka ny Mpitsara , ary novelarina ny boky .
When you draw near to a city to fight against it , then proclaim peace to it .
Raha mby akaikin 'izay tanàna hiadiana ianao , dia milazà fihavanana aminy .
When he prepared the heavens , I was there : when he set a compass upon the face of the depth :
Raha namorona ny lanitra Izy , dia tany aho , Raha namaritra ny hababakaka tambonin 'ny lalina Izy ,
If I regard iniquity in my heart , the Lord will not hear me :
Raha nankasitraka ota tao am @-@ poko aho , dia tsy mba hihaino ny Tompo ; [ Heb : nijery ]
If others be partakers of this power over you , are not we rather ? Nevertheless we have not used this power ; but suffer all things , lest we should hinder the gospel of Christ .
Raha ny hafa aza manana izany fahefana izany aminareo , tsy mainka va fa izahay ? Kanefa tsy nanampatra izany fahefana izany izahay , fa mihafy amin 'ny zavatra rehetra , fandrao hisakana ny filazantsaran 'i Kristy .
When Ephraim saw his sickness , and Judah saw his wound , then went Ephraim to the Assyrian , and sent to king Jareb : yet could he not heal you , nor cure you of your wound .
Rehefa hitan 'i Efraima ny aretiny , ary Joda ny feriny , dia nantany amin 'ny Asyriana Efraima , eny , naniraka ho any amin 'i Jareba mpanjaka izy ; Nefa izy tsy mahasitrana anareo , na mampanaritra ny ferinareo . [ Jareba = Mpandahatra , na Mpiady ]
Neither shall there be any work for Egypt , which head or tail , palm branch or rush , may do .
Samy tsy hahatontosa ny asany ny Egyptiana , na ny loha na ny rambo , na ny sampan @-@ drofia na ny zozoro . [ palma ]
You crown the year with your bounty . Your carts overflow with abundance .
Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao ; ary ny dianao mitete menaka .
and on Kerioth , and on Bozrah , and on all the cities of the land of Moab , far or near .
Sy Keriota ary Bozra , eny , ny tanànan 'i Moaba rehetra , na ny lavitra na ny akaiky .
In the thirty and first year of Asa king of Judah began Omri to reign over Israel , twelve years : six years reigned he in Tirzah .
Tamin 'ny taona fahiraika amby telo @-@ polo nanjakan 'i Asa , mpanjakan 'ny Joda , no vao nanjakan 'i Omry ; ary nanjaka roa ambin 'ny folo taona tamin 'ny Isiraely izy ; tao Tirza no nanjakany enin @-@ taona .
Of the sons of Izhar ; Shelomith the chief .
Tamin 'ny zanakalahin 'i Jizara dia Selomota no lohany .
Tarshish was your merchant by reason of the multitude of all kinds of riches ; with silver , iron , tin , and lead , they traded for your wares .
Tarsisy no mpandranto nankany aminao noho ny haben 'ny harena samy hafa rehetra ; Volafotsy sy vy sy vifotsy ary firaka na nentiny natakalo ny entanao .
They are all grievous revolters , walking with slanders : they are brass and iron ; they are all corrupters .
Tena maditra avokoa izy rehetra ka mandehandeha manaratsy , varahina sy vy izy ; Samy mpanao ratsy avokoa izy rehetra .
Where they crucified him , and two other with him , on either side one , and Jesus in the midst .
Teo no nanomboana Azy tamin 'ny hazo fijaliana , ary nisy roa lahy koa niaraka taminy , iray avy teo an @-@ daniny roa , ary Jesosy teo afovoany .
In the most holy place shalt thou eat it ; every male shall eat it : it shall be holy unto thee .
Toy ny fihinananao ny zavatra masina indrindra no hihinananao azy ; ny lehilahy rehetra no mahazo mihinana azy : masina ho anao izany .
Is not thy wickedness great ? and thine iniquities infinite ?
Tsy be va ny faharatsianao , sady tsy hita isa ny helokao ?
I will set no wicked thing before mine eyes : I hate the work of them that turn aside ; it shall not cleave to me .
Tsy hampitoetra zava @-@ dratsy eo anoloan 'ny masoko aho ; Halako ny mivadika , Tsy hikambana amiko izany .
Will he make a covenant with thee ? wilt thou take him for a servant for ever ?
Tsy mbola hangina Aho ny amin 'ny momba ny tenany sy ny heriny ary ny fahatsaran 'ny endriny .
The word which came unto Jeremiah from the LORD , when Nebuchadnezzar king of Babylon , and all his army , and all the kingdoms of the earth of his dominion , and all the people , fought against Jerusalem , and against all the cities thereof , saying ,
[ Faminaniana ny amin 'ny hanjo an 'i Zedekia , sy fananarana ny olona noho izy nanandevo indray izay efa novotsorany ] Izao no teny tonga tamin 'i Jeremia avy tamin 'i Jehovah , fony Nebokadnezara , mpanjakan 'i Babylona , sy ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin 'ny tany izay nanjakany mbamin 'ny firen...
< < For the Chief Musician . A Psalm by David . > > The king rejoices in your strength , Yahweh ! How greatly he rejoices in your salvation !
[ Fisaorana atao rehefa miverina avy any an @-@ tafika ny mpanjaka ] Ho an 'ny mpiventy hira . Salamo nataon 'i Davida . Jehovah ô , ny herinao no hifalian 'ny mpanjaka ; ary endrey ny haben 'ny hiravoravoany amin 'ny famonjenao !
LORD , I cry unto thee : make haste unto me ; give ear unto my voice , when I cry unto thee .
[ Fitarainana ataon 'izay alaim @-@ panahy sy enjehina ] Salamo nataon 'i Davida . Jehovah ô , mitaraina aminao aho , faingàna hankatỳ amiko ; Henoy ny feoko amin 'ny fiantsoako Anao .
When Yahweh your God shall bring you into the land where you go to possess it , and shall cast out many nations before you , the Hittite , and the Girgashite , and the Amorite , and the Canaanite , and the Perizzite , and the Hivite , and the Jebusite , seven nations greater and mightier than you ;
[ Ny amin 'ny handringanana ny Kananita ] Rehefa entin 'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tafiditra any amin 'ny tany izay efa hidiranao holovana , ary firenena maro no voaroakany hiala eo anoloanao , dia ny Hetita sy ny Girgasita sy ny Amorita sy ny Kananita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita , dia firenena f...
What good is it , my brothers , if a man says he has faith , but has no works ? Can faith save him ?
[ Ny fahafoanan 'ny finoana tsy misy asa ] Inona moa no soa azo , ry rahalahiko , raha misy milaza fa manam @-@ pinoana izy , nefa tsy manana asa ? Ny finoana va mahavonjy azy ?
< < For the Chief Musician . To the tune of " Do Not Destroy . " A Psalm by Asaph . A song . > > We give thanks to you , God . We give thanks , for your Name is near . Men tell about your wondrous works .
[ Ny fahakaikin 'ny Mpitsara , sy ny kapoaky ny fahatezerany ] Ho an 'ny mpiventy hira . Al @-@ tasheth . Salamo nataon 'i Asafa . Tonon @-@ kira . Hisaoranay Hianao , Andriamanitra ô ; eny , hisaoranay Hianao ; fa akaiky ny anaranao ; mitory ny fahagagana ataonao ny olona .
Behold , how good and how pleasant it is for brethren to dwell together in unity !
[ Ny mahatsara ny fifankatiavana ] Fihirana fiakarana . Nataon 'i Davida . Endrey , tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara @-@ monina [ Na : Fihirana misy hevitra ambaratonga ]
I said , " Please listen , you heads of Jacob , and rulers of the house of Israel : Isn 't it for you to know justice ?
[ Ny nahadiso ny lehiben 'ny Isiraely sy ny mpaminany , ary ny handravana an 'i Jerosalema ] Ary hoy izaho : Masìna ianareo , mihainoa , ry loholon 'i Jakoba , Sy ianareo mpanapaka ny taranak 'Isiraely : Tsy anjara @-@ raharahanareo va ny hahalala ny rariny ?
Now Ahab had seventy sons in Samaria . Jehu wrote letters , and sent to Samaria , to the rulers of Jezreel , even the elders , and to those who brought up the sons of Ahab , saying ,
[ Ny namongorana ny taranak 'i Ahaba sy ny rahalahin 'i Ahazia ary ny mpaminanin 'i Bala , sy ny nanjakan 'i Jeho tamin 'ny Isiraely ] Ary nisy zanak 'i Ahaba fito @-@ polo lahy tany Samaria . Ary Jeho nanoratra taratasy ka nampitondra iny ho any Samaria any amin 'ny mpanapaka any Jezirela dia ho any amin 'ny loholona ...
And Balak the son of Zippor saw all that Israel had done to the Amorites .
[ Ny nampanalan 'i Balaka an 'i Balama ] Ary Balaka , zanak 'i Zipora , nahita izay rehetra efa nataon 'ny Isiraely tamin 'ny Amorita .
Amaziah was twenty @-@ five years old when he began to reign ; and he reigned twenty @-@ nine years in Jerusalem : and his mother 's name was Jehoaddan , of Jerusalem .
[ Ny nanjakan 'i Amazia ] Dimy amby roa @-@ polo taona Amazia , fony izy vao nanjaka , ary sivy amby roa @-@ polo taona no nanjakany tany Jerosalema . Ary ny anaran @-@ dreniny dia Joadana , avy any Jerosalema .
In the fifteenth year of Amaziah the son of Joash king of Judah Jeroboam the son of Joash king of Israel began to reign in Samaria , and reigned forty and one years .
[ Ny nanjakan 'i Jeroboama II tamin 'ny Isiraely sy ny nampodiany ny voninahitry ny fanjakana ho tahaka ny teo ] Tamin 'ny taona fahadimy ambin 'ny folo nanjakan 'i Amazia , zanak 'i Joasy , mpanjakan 'ny Joda , no vao nanjakan 'i Jeroboama , zanak 'i Joasy , mpanjakan 'ny Isiraely , tany Samaria , ary nanjaka iraika a...
Yahweh said to Samuel , " How long will you mourn for Saul , since I have rejected him from being king over Israel ? Fill your horn with oil , and go . I will send you to Jesse the Bethlehemite ; for I have provided a king for myself among his sons . "
[ Ny nanosorana an 'i Davida ho mpanjakan 'ny Isiraely ] Ary hoy Jehovah tamin 'i Samoela : Mandra @-@ pahoviana no hahalahelovanao an 'i Saoly , nefa Izaho efa nandà azy tsy ho mpanjakan 'ny Isiraely ? fenoy diloilo ny tandrokao , ka mandehana , fa hirahiko ho any amin 'i Jese Betlehemita ianao ; fa efa nahita mpanjak...
Noah went out , with his sons , his wife , and his sons ' wives with him .
[ Ny nataon 'izy telo mirahalahy , zanak 'i Noa , sy ny teny naminanian @-@ drainy azy ] Dia nivoaka Noa mbamin 'ny vadiny aman @-@ janany ary ny vinantonivavy niaraka taminy ;
Then Shephatiah the son of Mattan , and Gedaliah the son of Pashur , and Jucal the son of Shelemiah , and Pashur the son of Malchiah , heard the words that Jeremiah had spoken unto all the people , saying ,
[ Ny nitoeran 'i Jeremia tao an @-@ davaka sy ny fara fihaonany tamin 'i Zedekia ] Ary Safatia , zanak 'i Matana , sy Gedalia , zanak 'i Pasora , sy Jokala , zanak 'i Semelia , ary Pasora , zanak 'i Malkia , dia nandre ny teny izay efa nolazain 'i Jeremia tamin 'ny vahoaka rehetra nanao hoe :
The word that came to Jeremiah from Yahweh in the tenth year of Zedekiah king of Judah , which was the eighteenth year of Nebuchadnezzar .
[ Ny nividianan 'i Jeremia tany ho vavolombelon 'ny finoany fa mbola hampodina ny Isiraely ] Izao no teny tonga tamin 'i Jeremia avy tamin 'i Jehovah tamin 'ny taona fahafolo nanjakan 'i Zedekia , mpanjakan 'ny Joda , dia ny taona fahavalo ambin 'ny folo nanjakan 'i Nebokadnezara .
A prayer of Habakkuk , the prophet , set to victorious music .
[ Vavaka nangatahan 'ny mpaminany famindram @-@ po ] Ny fivavak 'i Habakoka mpaminany . Araka ny Sigionota .
As it is written , There is none righteous , no , not one :
araka ny voasoratra hoe : Tsy misy marina na dia iray akory aza ;
And Jattir with her suburbs , and Eshtemoa with her suburbs ,
ary Jatira sy ny tany manodidina azy ary Estemoa sy ny tany manodidina azy ,
Josiah became the father of Jechoniah and his brothers , at the time of the exile to Babylon .
ary Josia niteraka an 'i Jekonia mirahalahy avy , tamin 'ny nifindrana tany Babylona .
Then shall ye begin to say , We have eaten and drunk in thy presence , and thou hast taught in our streets .
ary amin 'izay ianareo dia hanao hoe : Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay , ary nampianatra teny an @-@ dalambenay Hianao .
and of the Nethinim , whom David and the princes had given for the service of the Levites , two hundred and twenty Nethinim : all of them were mentioned by name .
ary avy tamin 'ny Netinima , izay notendren 'i Davida sy ny mpanapaka hanompo ny Levita , dia roa @-@ polo amby roan @-@ jato lahy ; notononina anarana avokoa ireo .
Don 't oppress the widow , nor the fatherless , the foreigner , nor the poor ; and let none of you devise evil against his brother in your heart . '
ary aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty , na ny vahiny , na ny mahantra ; ary aza misy mihevitra ao am @-@ ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo .
And said , I pray you , brethren , do not so wickedly .
ary hoy izy : Masìna ianareo , ry rahalahiko , aza manao ratsy .
And unleavened bread , and cakes unleavened tempered with oil , and wafers unleavened anointed with oil : of wheaten flour shalt thou make them .
ary mofo tsy misy masirasira sy mofo tsy misy masirasira voaharo diloilo ary mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso @-@ diloilo ; koba tsara toto no hanaovanao azy .
And the chapiters upon the two pillars had pomegranates also above , over against the belly which was by the network : and the pomegranates were two hundred in rows round about upon the other chapiter .
ary ny kapitaly teo an @-@ tampon 'ny andry roa dia teo ambony koa , teo akaikin 'ny kibony izay anatin 'ny harato ; ary nisy sarin 'ampongabendanitra roan @-@ jato nifanandalana nanodidina ny kapitaly avy .
And thirty and two thousand persons in all , of woman that had not known man by lying with him .
ary olona , dia ny zazavavy izay tsy mbola nahalala lahy , roa arivo amby telo alina .
that in everything you were enriched in him , in all speech and all knowledge ;
dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin 'ny zavatra rehetra , na ny teny rehetra , na ny fahalalana rehetra ,
a land which Yahweh your God cares for : the eyes of Yahweh your God are always on it , from the beginning of the year even to the end of the year .
dia tany izay tandreman 'i Jehovah Andriamanitrao ; ny mason 'i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin 'ny fiandohan 'ny taona ka hatramin 'ny fiafarany .
Restore , I pray you , to them , even this day , their lands , their vineyards , their oliveyards , and their houses , also the the hundredth part of the money , and of the corn , the wine , and the oil , that ye exact of them .
eny , masìna ianareo , ampodio aminy anio ihany ny taniny sy ny tanim @-@ boalobony sy ny tanin 'olivany sy ny tranony sy ny ampahazaton 'ny vola sy ny vary ary ny divay sy ny diloilo izay nampisamborinareo azy .
For thou hast had five husbands ; and he whom thou now hast is not thy husband : in that saidst thou truly .
fa efa nanam @-@ bady indimy ianao , sady tsy vadinao ilay itoeranao ankehitriny ; marina izany voalazanao izany .
But he shall say , I am no prophet , I am an husbandman ; for man taught me to keep cattle from my youth .
fa hanao hoe : Tsy mpaminany aho , fa mpiasa tany , satria nisy nanandevo ahy , fony aho mbola kely . [ na : nividy ]
which indeed is smaller than all seeds . But when it is grown , it is greater than the herbs , and becomes a tree , so that the birds of the air come and lodge in its branches . "
fa kely noho ny voa rehetra izy , kanefa rehefa maniry , dia lehibe noho ny anana ka tonga hazo , dia avy ny voro @-@ manidina ka mitoetra ao amin 'ny rantsany .
But the flesh of the bullock , and his skin , and his dung , shalt thou burn with fire without the camp : it is a sin offering .
fa ny henan 'ny vantotr 'ombilahy sy ny hodiny ary ny tain @-@ drorohany dia dory amin 'ny afo eny ivelan 'ny toby ; fanatitra noho ny ota izany .
But you shall remember Yahweh your God , for it is he who gives you power to get wealth ; that he may establish his covenant which he swore to your fathers , as at this day .
fa tsarovy Jehovah Andriamanitrao , fa Izy no manome anao hery hahavory harena , mba haoriny ny fanekeny , izay nianianany tamin 'ny razanao , tahaka ny amin 'izao anio izao .
To deliver such an one unto Satan for the destruction of the flesh , that the spirit may be saved in the day of the Lord Jesus .
hanolotra izany anankiray izany ho an 'i Satana hanimbana ny nofo , mba hamonjena ny fanahy amin 'ny andron 'i Jesosy Tompo .
And weighed unto them the silver , and the gold , and the vessels , even the offering of the house of our God , which the king , and his counsellers , and his lords , and all Israel there present , had offered :
ka nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena horaisiny mbamin 'ny fanaka , dia ny fanatitra ho ao an @-@ tranon 'Andriamanitray , izay efa naterin 'ny mpanjaka sy ireo mpanolotsainy sy ireo mpanapaka ary ny Isiraely rehetra izay vory teo ;
that their hearts may be comforted , they being knit together in love , and gaining all riches of the full assurance of understanding , that they may know the mystery of God , both of the Father and of Christ ,
mba hampifalina ny fony amin 'ny ampiraisana azy amin 'ny fitiavana sy ho amin 'ny haren 'ny fahatokiana be avy amin 'ny fahazavan @-@ tsaina , ho amin 'ny fahalalana tsara ny zava @-@ miafina izay an 'Andriamanitra , dia Kristy ,
for the truth 's sake , which remains in us , and it will be with us forever :
noho ny fahamarinana izay mitoetra ato anatintsika sady ho ato amintsika mandrakizay :
you shall count them from thirty years old and upward even to fifty years old , everyone who enters on the service , to do the work of the Tent of Meeting .
ny hatramin 'ny telo @-@ polo taona ka hatramin 'ny dimam @-@ polo taona no halaminao , dia izay rehetra miditra amin 'ny antokony hanao ny fanompoana momba ny trano @-@ lay fihaonana .
The children of Gibbar , ninety and five .
ny zanak 'i Gibara dia dimy amby sivi @-@ folo ;
If so be that ye have heard him , and have been taught by him , as the truth is in Jesus :
raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo , araka ny fahamarinana izay ao amin 'i Jesosy ,
and Beth Nimrah , and Beth Haran : fortified cities , and folds for sheep .
sy Beti @-@ nimra sy Beti @-@ harana , tanàna mimanda , ary vala ho an 'ny ondry .
Iron , Migdal El , Horem , Beth Anath , and Beth Shemesh ; nineteen cities with their villages .
sy Irona sy Migda ela sy Horema sy Bet @-@ anata ary Beti @-@ semesy : tanàna sivy ambin 'ny folo sy ny zana @-@ bohiny .
And Mizpeh , and Chephirah , and Mozah ,
sy Mizpa sy Kefira sy Moza
and what he did to the army of Egypt , to their horses , and to their chariots ; how he made the water of the Red Sea to overflow them as they pursued after you , and how Yahweh has destroyed them to this day ;
sy izay nataony tamin 'ny miaramilan 'ny Egyptiana sy ny soavaliny ary ny kalesiny , dia ny nanasaforany azy tao amin 'ny Ranomasina Mena , raha nanenjika anareo Izy , dia voaringan 'i Jehovah mandraka androany ,
As the nations that Yahweh makes to perish before you , so you shall perish ; because you wouldn 't listen to the voice of Yahweh your God .
tahaka ny andringanana ny firenen @-@ tsamy hafa , izay aringan 'i Jehovah eo anoloanareo , no handringanana anareo , satria tsy nihaino ny feon 'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo .
His body also was like the beryl , and his face as the appearance of lightning , and his eyes as lamps of fire , and his arms and his feet like in colour to polished brass , and the voice of his words like the voice of a multitude .
tahaka ny krysolita ny tenany. ary tahaka ny helatra ny tarehiny , ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony , ary mivolom @-@ barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony ; ary ny feony toy ny feon 'olona maro be ;
As he spoke to our fathers , to Abraham and his seed forever . "
( Araka ny voalazany tamin 'ny razantsika ) , tamin 'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay .
Ishbosheth , Saul 's son , was forty years old when he began to reign over Israel , and he reigned two years . But the house of Judah followed David .
( Ary efa @-@ polo taona no nahaveloman 'Isboseta , zanak 'i Saoly , fony izy vao nanjaka amin 'ny Isiraely , ary roa taona no nanjakany . ) Fa ny firenen 'i Joda nomba an 'i Davida .
What is it then , brothers ? When you come together , each one of you has a psalm , has a teaching , has a revelation , has another language , has an interpretation . Let all things be done to build each other up .
Ahoana ary no izy , ry rahalahy ? Raha miangona ianareo , misy ta @-@ hanao hira ianareo , misy ta @-@ hanao fampianarana , misy manana fanambarana , misy manana fiteny tsy fantatra , misy manana fandikan @-@ teny . Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana .
In that day shall there be upon the bells of the horses , HOLINESS UNTO THE LORD ; and the pots in the LORD 's house shall be like the bowl 's before the altar .
Amin 'izany andro izany dia hisy ao amin 'ny famohamandrin @-@ tsoavaly manao hoe : HAMASININA HO AN 'I JEHOVAH ; ary ny vilany ao an @-@ tranon 'i Jehovah ho tahaka ny lovia famafazana eo- anoloan 'ny alitara.Eny , ny vilany rehetra any Jerosalema sy Joda dia hohamasinina ho an 'i Jehovah , Tompon 'ny maro ; ary izay ...
In that day there shall be a fountain opened to the house of David and to the inhabitants of Jerusalem for sin and for uncleanness .
Amin 'izany andro izany dia hisy loharano voasokatra ho an 'ny taranak 'i Davida sy ho an 'ny mponina any Jerosalema hanafaka fahotana sy fahalotoana .
I am debtor both to Greeks and to foreigners , both to the wise and to the foolish .
Ananan 'ny Grika sy ny firenena hafa rehetra , ny hendry sy ny tsy hendry , trosa aho ;
Break their teeth , O God , in their mouth : break out the great teeth of the young lions , O LORD .
Andriamanitra ô , torotoroy ny nifiny eo am @-@ bavany ; omboty ny vazan 'ny liona tanora , Jehovah ô .
And if there remain but few years unto the year of jubile , then he shall count with him , and according unto his years shall he give him again the price of his redemption .
Any raha vitsy kosa ny taona sisa mandra @-@ pahatongan 'ny taona Jobily , dia hanisa izany aminy izy , ka ara @-@ kevitry ny taona ihany no handoavany ny vola avony .
Let a little water , I pray you , be fetched , and wash your feet , and rest yourselves under the tree :
Aoka hangalana rano kely ianareo hanasana ny tongotrareo ; ary aoka mba hiala sasatra kely eo am @-@ pototry ny hazo ianareo ;